Cancion : Adin-Tsaina Artista : Mahaleo Album : Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo) Url : https://www.letras10.co/letra-adin-tsaina-de-mahaleo Raha vao maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka ato an-tsaina Ny tena adim-piainana Tapin-dalan-kaleha Ity izaho efa trotraka Ianao ihany anie No tena nisompatra Izany ve moa No mba hany vitanao Ny zanantsika roa Nilaozanao amin'izao Any izao ianao Lasan'iny olon'iny Moa va adinonao Ireto zanatsika dimy ========================== Letra descargada de Letras10.co ==========================